top of page

Fanofana fiara sy bisikileta

Mizy ny tolotra isan-karazany izay entinay hanampiana anao hankafy ny dianao any Andasibe sy ny manodidina an'i Madagascar. Tsy fantatrao loatra ve izay ilainao, na izay vidiny? Azonay atao ny manazava izay mety aminao ary milaza aminao bebe kokoa momba ny sarany. Tsindrio fotsiny ny bokotra fifandraisan-davitra hifandraisana aminay.

​

​

Fiara 4 × 4

4x4 car

​

Ny toerana sy ny vidiny

​

  • Parc Vakona: 90 000Ar

  • Mantadia: 150 000Ar

  • Antananarivo: 350 000

  • Morondava: 180 000 / andro tsy  miaraka amin'ny solika

  • Toamasina: 600 000Ar
     

Antsoy izahay raha andeha toeran-kafa ianao

Fiara mazaka olona 12

12 seats car rent

Ny toerana sy ny vidiny

​

  • Parc Vakona: 90 000Ar

  • MNP: 40 000Ar

  • Antananarivo: 350 000

  • Morondava: 150 000 / andro tsy miaraka amin'ny solika

  • Toamasina: 600 000Ar

    ​

Antsoy izahay raha andeha toeran-kafa ianao

Bisikileta

Mountainbike tour

Manodidina an'Andasibe: 25 000Ar/ Andro

bottom of page